Teny iditra morana (orana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Tanala] Avy orana, manorana: Hajakajak'amin'andro moraña, herisandry very fahatane (Very maina toy ny mihazakazaka amin'ny andro morana) [1.78]
  [Tanosy] Manorana [1.78]
 Misy orana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Rainy [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pluvieux [1.8]
Ohatra Mandrahondrahon-tsy morana ny andro. [2.857]
Tovy hevitra mañoraña
Mpanahaka  morandava

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10