Teny iditra mosare
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] mosary, tsy fisianjavatra hohanina, hanoanana: Repaky ny mosare [Rakotosaona 1972]
Teny nalaina 

Teny iditra mosare
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara, Taisaka] noana [Rakotosaona 1972]

2009/09/01