Teny iditra | mosarem-pahavaratra | ||
Singan-teny | mosarena ; lamba | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: lamba | ||
Ohatra | ireny dia tahaka anay zaza kamboty rovi-damba ririnina mosarem-pahavaratra [2.131] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |