Teny iditra mosarena (mosary)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [ mosareña ] noana, ianjadian'ny tsy fisian'ny hanin-ko hanina: Alaña mangady ovy ala (Bodoa) laha mosareña anareo (ndeha mihady ovy ala raha noana hianareo) [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   noana [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   Tratra, voan' ny mosary; tsy manan-kohanina: Ny mafy indrindra, hoy ny ntaolo, dia ny rovi-damba ririnina, ny mosarem-pahavaratra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   hungry, starved [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   affamé, en proie à la famine [Hallanger 1974]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23