Teny iditra mosavy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra ataon' olona mety hanimba na hahafaty noho ny poizina na ny herin' ny ratsy ao aminy; vorika
Mitovy hevitra: famorehana ~ fanafody ~ ody ~ raodia ~ tolak' olona ~ tsongodia ~ voankanina ~ vorika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy witchcraft; a spell cast on someone [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay maléfice, sortilège [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2017/07/03