Teny iditra motraka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tena malemy, masaka loatra ka zary mohaka
¶ Ratsy, tsisy vidiny, tsizarizary (fa ny teny verin-droa motramotraka no fampiasa indrindra amin' ity hevitra faharoa). [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23