Teny iditra | motsika (potsika) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Torotoro, potika, potsika, voatoto [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Broyé, cassé, écrasé, trempé, pétri Battu, rossé de coups [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | matsiko, mikatso, mitsako, mitsoka, motsika, tsimoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |