Teny iditra motso
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Mahafaly] levona, rava [Rakotosaona 1972]

Teny iditra motso
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Mahafaly] very [Rakotosaona 1972]

Teny iditra motso
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   [Taisaka] kamboty [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06