Teny iditra moty
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy (teny tranainy) Motika
¶ Mokony madinika [Rajemisa 1985]

Teny iditra moty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kitsambony miraikitra amin' ny kofehy na amin' ny lamba, romoromony: Tapaho any ireo motiny kely amin' ny lambanao ireo fa maharatsy tarehy azy
¶ Ny mifaingoka kely amin' ny fintana na ny vy fanaovana korise na ny rambon' ny bibikely mpanindrona toy ny maingoka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra motiny

Teny iditra moty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy tsilo na somo-bary [SLP 1986]
Famaritana frantsay filet de riz [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra moty
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Karazam-borona [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra moty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka, Taisaka, Tanala] tai-maso [Rakotosaona 1972]
 Tai-maso fotsy miraikitra eo antsisi-maso [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra mote

2013/09/23