Teny iditra mozika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavamaneno: Inona no mozika tao?
¶ Feon-javamaneno: Tiako ny mozika
¶ Fahaizana mitendry na mitsoka zavamaneno [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a brass band; an orchestra; music [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   musique; orchestre [Hallanger 1974]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: musique.
Teny nalaina  
Habaka   lamozika.net (http://www.lamozika.net)

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/04