Teny iditra mpahita (hita)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qui trouve, qui invente, qui voit; un prophète [1.3]
Ohatra 
1Nanjary be mpahita sy maro mpahalala. [2.445]
2Ny olona teraka eo dia olona manana tsindrimandry, mpahita nofy. [1.381]
3Nanjary tsy naman' ny mandry tsisy mpahita izy: manan-kavana ka mandry finaritra. [2.245]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21