Teny iditra mpamandrika (fandrika)
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay celui qui tend un piège [Abinal 1888]
Ohatra Indraindray nahazo betsaka ny mpamandrika satria vorona mandeha an' andiany ny tsiriry. [Andraina: Mitaraina]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31