Teny iditra mpamatotra (fatotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay celui qui enchaîne, qui lie [Abinal 1888]
Ohatra 
1Novahan' ny miaramila mpamatotra ahy indray aho. [Profita: Ranary]
2Dia nentina tany amin'ny mpamatotra izy telo mianaka. [Rajohanesa: Kintana]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31