Teny iditra mpamendrofendro (fendrofendro)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Olona tsy tonga hanala na hampihena ny alahelo raha misy manjo, fa vao mainka koa mamohafoha ny alahelo: Ny tompon' alahelo leo ihany fa ny mpamendrofendro no fatratra [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

2009/02/23