Teny iditra mpaminany (vinany)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona mahalala mialoha ny zavatra ho avy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A prophet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Prophète [1.8]
Ohatra Zovy no hatoro fa olo-mpandinika ny fiainana, sy mpaminany hevitra, ary mpamantatra olona Ramalagasy? [2.298]
Voambolana 
Lohateny Hafatry ny Mpaminany
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20