Teny iditra mpamoritra (foritra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay plieur [Abinal 1888]

Teny iditra mpamoritra (poritra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay celui qui presse, qui opprime [Abinal 1888]
Ohatra Efa hitako ny fahorian'ny vahoakako izay any Ejipta ary henoko ny fitarainany noho ny afitsok' ireo mpamoritra azy [Baiboly: 2:003:007/Eksaody 3:7..]

2014/09/11