Teny iditra mpamorona (forona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza olona manamboatra na manao zavatra tsy mbola nisy teo aloha: Betsaka ankehitriny ny mpamoron-kira [Rajemisa 1985]

2009/02/26