Teny iditra mpampakatra (akatra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny enti-milaza an-dRalehilahy mpampaka-bady, izany hoe mampiditra ara-dalàna vehivavy ho vady an-trano [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a bridegroom [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   le marié [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2010/08/11