Teny iditra mpampianatra (anatra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Antokon' olona manoro sy mampitombo fahaizana an' ireo tsy mahay na tsy mahalala, antsoina amin' ny anarana ankapobe hoe mpianatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a teacher [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   le maître, le docteur, l'instructeur, l'instituteur [Abinal 1888]
   instituteur [Hallanger 1974]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/08