Teny iditra mpampiely (ely)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Masina ny tenanareo mpampiely vaovao. [2.245]
2Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472]
3Ny fananganana ny lisitra Ho sandan' ny famotsoran-keloka dia tsy maintsy tafiditra ao anaty lisitra fanta-bahoaka ny anarana, lisitra ampahafantarina ny mpampiely vaovao, ary ahitana ny karazan-keloka novotsorina. [4.27]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08