Teny iditra mpampijaly (jaly)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Hita indraindray aza, amin' ny tarehin-javatra iray voatondro, no mivadika ny rasa, ka ilay mpampijaly no mandray ny toeran' ilay nampijalina izay mba tonga mpampahory indray: [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20