Teny iditra mpampivelona (velona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vehivavy mpampiteraka ny vehivavy bevohoka tonga andro [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a midwife [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay sage-femme [Hallanger 1974, SLP 1986, Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Ohatra fa ny Fariseo tsy nety nanaiky ny Jentilisa ho namany, ary nandrara ny vehivavy mpampivelona jiosy tsy hampivelona Jentilisa, na dia tokony hahafaty azy aza ny tsy hamonjeny ny vehivavy toy izany. [Randzavola: Baiboly, takila 291]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31