Teny iditra mpanabe (be)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ireo olona mpampianatra ny ankizy sy mpamolavola ny toetra amam-panahiny: Tokony hahay hankasitraka ireo mpanabe azy ny ankizy rahatrizay [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay éducateur, éducatrice [Rajaonarimanana 1995]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/07/26