Teny iditra | mpanadihady (hadihady (hady)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Scrutateur [1.3] | |
Ohatra | tafahoatra loatra ny famingavingan' ny mpanadihady azy satria tereny izy hanatsikafona ny zava-mahamenatra azy, sady misy vela-pandrika ataony aminy
[1.369] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18 |