Teny iditra mpanalalana (alalana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Mpanelanelana, olona natao ho solontena [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Messager, intermédiaire, entremetteur, médiateur, intercesseur, parlementaire [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/11