Teny iditra mpanambady (vady)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Celui qui est marié, les époux [Abinal 1888 takila 797]
Voambolana 
Ohatra 
1Noho izany, tonony mazava ny anaran' ny mpanambady. [Rasamuel: Fanambadiana, takila PAGE]
2Haverin' ny ankizy ho mpanambady indray isika roa e. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 52]
3Nony vita ny sakafo dia niainga ny mpanambady sy ny vahiny namonjy ny fiangonan' i Lohomby. [Ravelomanana: Lalana, takila 87]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31