Teny iditra mpanan-karena
Singan-teny mpanana ; harena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Un richard [1.5]
Ohatra 
1raha indraindray eny ho eny misy mahantra mba mitady hamely mpanankarena, matetika tsy mahavoa. [2.472]
2Ny mpanankarena tamin' ny mpanakalo vola dia nandra. [1.38]
3Tsy maty ao an-tsainy tokoa ilay mpanankarena nisaoram-bady avy ery an-dafy andrefana. [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : mpanankarena, mpanankaren', mpanankaren-, mpanankarem-, mpanankare-
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23