Teny iditra mpanatanteraka (tanteraka)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   celui qui accomplit [Abinal 1888]
   exécutant, exécutif [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   executive function, executive power [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Dikanteny frantsay   fonction exécutive, pouvoir exécutif [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Ohatra  
1Manjary mpiasa mpanatanteraka baiko fotsiny ny ankamaroany. [Rabemolaly: Fary, takila 32]
2Ny Fokonolona dia mpanatanteraka fotsiny ny baiko sy teny midina. [Fagereng: Tantara, takila 80]
3Atolotry ny Vondrona revolisionera izy sy ny Komity Mpanatanteraka, ary fidin' ny be sy ny maro. [Razafiarivony: Harivolana, takila 109]
4Mpanatanteraka ny anay Ray aman-dreny ka dia ny tetika sy ny fiomanana rehetra dia anareo zatovo. [Rapatsalahy: Kintana, takila 60]

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/03