Teny iditra mpandova (lova)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Izay rehetra mandova, izany hoe mandimby ara-dalàna ny fizakamanana ny fananan' ny olona iray rehefa maty izy: Fito ny mpandova an-dRabe [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy an heir [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay héritier [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31