Teny iditra mpandraharaha (raharaha)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay personnel administratif [SLP 1986]
Ohatra 
1tamin' ny fanjakana malagasy kosa dia toa mpandraharaha momba ny miaramila ny Tsatsimenitra. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 214]
2Ery amin' ny farany atsinanana indray dia ahatazanana latabatra ping-pong sy ny biraon'ny mpandraharaha. [Ravelomanana: Lalana, takila 48]
3Ireo fepetra ireo dia tsy ampiharina amin' ny mpandraharaha mitandro ny filaminam^bahoaka voalazan' ny andininy faha-45 etsy ambony. [Fanjakana: Fifidianana, takila 88]
4Ary fantatra fa notsikerain' ny mpandraharaha amin' ny sehatra tsy miankina matetika ny tsy fanajana an' izany fitsipika demokratika izany. [SeFaFi , 2007/10/27]

2019/02/26