Teny iditra mpandroaka sarety (roaka, sarety)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny olona mibaiko ny omby mitarika sarety [Rajemisa 1985]
Ohatra Indray andro, nisy mpandroaka sarety iray naman' I Dada nifanena tamin' ny fiarakodia iray tao atsimon-tanàna. [Andraina: Mitaraina, takila 64]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31