Teny iditra | mpanelirà (ely, ra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana omena ny lalandra izay manely ny ra avy any amin' ny fo eran' ny tena manontolo, antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe aritera; raha mpanelira no tapaka, dia ra mena midorehitra no mivoaka ary mifantsitsitra mitsitapitapy ny fandehany [1.1] | |
Mpanahaka | mpamerindrà | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |