Teny iditra mpanera (era)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona mpanelanelana amin'ny varotra atao, izany hoe manao ny fifampiraharahan'ny olona mpividy amin'ny olona tena tompon-javatra mpivarotra: Nalaky nahita trano ho fana kosa ianao izany. -- Nanatona mpanera aho no nahatanterahako izao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20