Teny iditra mpanety (hety)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona manao ny fanetezana ny volon' olona ho anton-draharaha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A barber one who cuts hair [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Coiffeur [1.8]
Tovy hevitra mpanety volo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20