Teny iditra mpangataka (hataka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona tsy miasa fa mangataka fiantrana ombieny ombieny no ataony antom-pivelonana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A beggar [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mendiant [1.8]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20