Teny iditra mpanjono (jono)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Olona manao ho antom-pivelomana ny fakana hazandrano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a fisherman (with hook and line) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   pêcheurà la ligne [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Mpanjono sy mpihaza trozona ny ankamaroan' ny lehilahy fa ny zaza amim-behivavy ihany no matetika miantoka ny fambolena. [Randriamamonjy: Tantara, takila 272]
2Mitondra mpanjono ve izy ireny? [FOFAFIPE: Tongavola, takila 95]
3Aleoko ihany lahy mpanjono mitoetra lalandava eo akaikiko, hoy Ikemba, sady nidongy kely izy. [Rajaonarivelo: Bina, takila 15]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra Mpanjono
Sokajin-teny   anarana (lohatenin-tononkalo)
Famaritana malagasy   jereo Rajaobelison: Mpanjono
Mpanoratra  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2017/10/20