Teny iditra mpanoratra (soratra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lehilahy na vehivavy manoratra boky, ka izany no saika antom-pivelomany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy writer [Hallanger 1969]
Famaritana frantsay écrivain, dessinateur [Abinal 1888]
Tsanganana sy sary iray takila Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy
Ohatra 
1Nony vita ny mpanoratra, dia nanorina ny fivavahana [Callet: Tantara, takila 1075]
2Fa ny anaranareo no hamarana ny tonom-bavako raha hitelina ny ranomasina, ka ho tanteraka ny tenin' ilay mpanoratra malaza hoe: [Andriamalala: Ranomasina, takila 72]

2015/03/06