Teny iditra mpiady (ady)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ireo olona roa tonta miady eny amin' ny [...]
¶ Ny miaramila miady amin' ny fahavalo any [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Guerrier, combattant, les argumentateurs, les réclamants et les opposants [Abinal 1888]
Ohatra  
1Nosarahin-dry zalahy ny mpiady. [Andraina: Mitaraina, takila 54]
2ka Ramahaisahy mba, efa mpiady mahery amy ny izany, mahery izy; [Callet: Tantara, takila 144]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/04