Teny iditra mpiafina (afina)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Celui qui se cache [Abinal 1888]
Ohatra   Nony fantatr' ilay mpiafina izany, nipoitra izy. [Andraina: Mitaraina, takila 244]

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/06