Teny iditra mpianakavibe (anaka, avy, be)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny fianakaviana miitatra hatrany amin' ny foko [Rajemisa 1985]
Ohatra   Izaroa niarahan' ny mpianakavibe nanolotra, noho ny fahasoavany angaha, nanaovany voady manokana ka notanterahany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 18]

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/30