Teny iditra mpiantsa (antsa)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Mpihira [Bara, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   ireo tsimandoa lahy sy vavy, manaraka ilay olona hobena amin' ny antsa: sady mihira no manao fihetsehana toy ny mandihy eny am-pamindrana izy ireo, ary samy mitana tapadamba kely ka indray manopaka an' iny na miankavia na miankavanana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   royal singers. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2010/08/11