Teny iditra mpiantsambo (sambo)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Talohan' ny nodiako tany Mahatsinjo, nanontaniako avokoa ny fepetra rehetra ahazoana miditra ho mpiantsambo. [2.471]
Haiendriteny 
Tsotra : mpiantsambo, mpiantsambon', mpiantsambon-, mpiantsambom-

Teny iditra mpiantsambo- (antsambotra)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe mpiantsambotra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31