Teny iditra mpiasa (asa)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Olona mikarama manao raharaha manokana: Mpiasan'ny ozinina. -- Misy karazany maro ny mpiasa; ireto avy ny lehibebe maro mpiteny: mpiasa tany, mpiasa an-trano, mpiasam-panjakana. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a worker, an employee [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   travailleur, employé [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/08/11