Teny iditra mpiasam-panjakana (asa, zaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy olona miasa amin' ny antokon-draharaham-panjakana samihafa, izay vao nomena ny anarana hoe mpiasam-bahoaka, noho izy ireo natao indrindra hanome fahafaham-po ny vahoaka [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a government functionary [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay fonctionnaire [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31