Teny iditra mpiasan > mpiasa (asa)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Olona mikarama manao raharaha manokana: [...] mpiasa tany, mpiasa an-trano, mpiasam-panjakana. [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a worker, an employee [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   travailleur, employé [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa  
Teny nalaina  