Teny iditra mpiasa tany (asa, tany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ireo manao ho antom-pivelomana ny fitrandrahana ny tany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31