Teny iditra | mpifañisoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mpifankahala, mpifahavalo: Mba mitomoera roa añareo roelahy fa ko mifañisoka diakoa Tañala naho Taimoroña (Mba mipetraha tsara ianareo roalahy f'aza mifandrafy toy ny Tanala sy ny Antaimoro) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |