Teny iditra mpifanjehezehe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mpifankahala, mpifahavalo: Aza mifanjehezehe amin'ny betroke fange mate voky (Aza mifaninana amin'ny be kibo sao matin-kavokisana) / Mpifanjehezehe i roalahy io [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31