Teny iditra mpifankatia (tia)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   amants [3.1]
Ohatra  
1Mpifankatia hita faty tanaty rano [Midi Madagascar , 2014/09/02]
2Ohatra ny mpifankatia ela tsy nihaonana sahady izahay mianaka nony vao nifankahita [Andriamalala: Ranomasina, takila 46]
3Toy ny nafatotra ny vavan'ireo mpifankatia ireo, ary marina mihitsy ny tenin'ny lehilahy mpanoratra malaza hoe: "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner) [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2014/11/10