Teny iditra mpihady vodirindrina
Singan-teny mpihady ; vodirindrina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo jiolahy na tontakely mihady rindrin-trano hangalarany ny ao anaty trano [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16